Teny iditra fana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.]
  [Hallanger 1973] heat
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer
  [Hallanger 1974] chaleur
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fana ity (1): Analamafana

Teny iditra fana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] action de se tenir au chaud
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fana~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny fana~]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana-

Teny iditra fa~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fa~na]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31