Teny iditra |
fana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] |
| [Hallanger 1973]
heat |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer |
| [Hallanger 1974]
chaleur |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
fana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
action de se tenir au chaud |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
fana~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- |
|
Teny iditra |
fa~na
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|