Teny iditra fanabanaka (banaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manabanaka, mamoha [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanabanaka (banaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo banahina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31