Teny iditra |
fanahafana
(hahaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | l'action de disperser, d'éparpiller, le lieu [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanahafana
(tahaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | l'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler [1.3]
|
| similitude. [1.13]
|
|