Teny iditra fanairana (taitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo
  [SLP 1986] anjomara, antsiva
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] avertisseur
Teny nalaina 

Teny iditra fanairana (taitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
¶ Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] l'action de surprendre, la cause
  [SLP 1986] excitation

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31