Teny iditra fanaja (haja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manaja, manome voninahitra [1.1]

Teny iditra fanaja (haja)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy [1.1]

Teny iditra fañaja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] rakitra, fananana [1.78]

Fivaditsoratra faanja

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31