Teny iditra fanajambana (jamba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay tsy hahitana; famotsirana maso; fanapenana ny mason' eritreritra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay action d'aveugler, de crever les yeux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08