Entrée | fanakalo (takalo) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina manakalo Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony [1.1] | |
Exemples | Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy
[2.59] | |
Mis à jour le 2023/04/14 |
![]() |