Teny iditra fanakora (akora)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba entina manakora, maneso, mihoha

Teny iditra fanakora (akora)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tokony hakoraina, azo akoraina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31