Teny iditra fanakorintsana (korintsana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakorintsana, mampaneno zavatra amin' ny fanetsiketsehana voan-javatra ao anatiny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31