Entrée (1/2) | 1 fanalana (ala) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1] |
Explications en anglais |
4 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2] 5 the act of removing [1.7] |
Explications en français |
6 action de prendre, d'ôter [1.8] |
Exemples |
7 Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#] |
Synonymes | 8 fanala |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 fanalana (ala) |
Partie du discours | 13 nom |
Vocabulaire |
14 Mathématiques: arithmétique |
Explications en malgache |
15 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1] |
Explications en français |
16 soustraction [1.13] |
Synonymes | 17 fangalana |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot fanalana |
Anagrammes | 19 falanana, fanalana |
Mis à jour le 2023/09/02 |