Teny iditra | fananahana (anaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny [Rajemisa 1985] | |
fampitomboana taranaka [SLP 1986] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | la matrice [Abinal 1888] | |
[Tankarana] matrice, utérus. Rac. Anaka. [David: Dialectes (takila F)] | ||
reproduction [SLP 1986] | ||
Voambolana | Haiaina | |
Mpanahaka | fananahana tsy mila tsiry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |