Teny iditra | fananana (anana) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [Rajemisa 1985] | ||||||
harena noharin'ny tena na nolovaina [SLP 1986] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from manana (anana).] Possessions, property. [Richardson 1885] | ||||||
possessions, property [Hallanger 1973] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | ce qu'on possède, propriété [Hallanger 1974] | ||||||
patrimoine, biens [SLP 1986] | |||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Teny iditra | fananana (hana) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana na fisamboram-bola misy zanany [Rajemisa 1985] | ||||||
Teny iditra | fanañaña | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] hadisoam-panantenana [Rakotosaona 1975] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/12 |
![]() |