Teny iditra fanandramana (andrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany [Rajemisa 1985]
 asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay l'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation [Abinal 1888 takila 39]
 expérience, expérimentation [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ny tenako no nanaovako fanandramana. [Rajaonarivelo: Bina]
2Santatra sy fanandramana aloha no hatao; [Ravelomanana: Lalana]
3Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana. [Andraina: I Vola]
4Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19