Teny iditra fanantenana (antena (any, tena))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] hope, expectation
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] l'espérance, l'attente, celui dont on espère
  [Hallanger 1974] espoir, espérance
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Ravelomanana: Lalana, takila 110] Velona ilay fanantenana!
2 [Andraina: I Vola, takila 28] Diso fanantenana anefa aho.
3 [Rajaonarivelo: Bina, takila 29] Mahabe fanantenana izay efa hitako.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31