Teny iditra | fananty (tanty) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [Rajemisa 1985] | |
tohana avy ao ambany [SLP 1986] | ||
Fanazavàna teny frantsay | support [SLP 1986] | |
Voambolana | Haitao | |
Mpitovy hevitra | sohitry | |
Teny iditra | fananty (tanty) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | azo tantazana [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |