Teny iditra fanaovam-beloma (tao, velona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tsodrano
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 121] Izay teny farany izay no sahala amin' ny fanaovam-beloma ny volan' olona lasan' Ingahy Ravelo.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31