Entrée | fanapaka (tapaka) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina manapaka, mandidy, manito Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany [1.1] | |
Exemples | Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/04/14 |
![]() |