Teny iditra | fanatona (hatona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanakaikezana ¶ Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de s’approcher, celui dont on s’approche [1.3] | |
Ohatra | Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay.
[2.928] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
![]() |