Teny iditra fanatrana (satrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manatrana, manao sasiny [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatrana (satrana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo satranina, azo asiana sasiny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31