Teny iditra fanaviana (avy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns...
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] fever, a slight illness
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] fièvre bénigne
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31