Teny iditra fanazarana (zatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
¶ Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy training, esp. for sports [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3]
 entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
 entraînement, exercice [1.13]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tovy hevitra fankazarana
Ohatra Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17