Teny iditra fandaingana (lainga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy filazana ny marina mba hamitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo: Aleo mifanena amin' ny mpamosavy toy izay mifanena amin' ny mpandainga
¶ Fahadisoan' ny mizana izay mahatonga azy hilaza lanja ratsy: Tsy anerany izany fandaingan' ity mizananao [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandaingana (lainga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay lempona kely eo amin' ny takolaka ambanimbany izay hita miseho tsara rehefa mitsiky [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mandainga (lainga).] A dimple on the face, a dimple in the cheeks when laughing. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31