Teny iditra fandama (lama)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the mode of smoothing [Richardson 1885]

Teny iditra fandama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy the secretion called shew. The word in more frequent use for this now is filazana [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31