Teny iditra fandevona (levona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir [1.3]
Ohatra Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; [2.996]

Fivaditsoratra fanandevo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07