Teny iditra | fandiafasika (dia, fasika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | guinette [1.54] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Anarana siantifika | Actitis hypoleucus | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |