Teny iditra fandraikitra (raikitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba entina mandraikitra, izany hoe mametaka, na manapaka, mamarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] adhésif

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31