Teny iditra fandramboana (rambo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana tovana mirefarefa na mitaritarika (amin' ny lamba na fitafiana), fanasiana somotraviavin-damba [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31