Teny iditra fandraraka (raraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandraraka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandraraka (raraka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo araraka: Tsy fandraraka ny ilo mby an-doha [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31