Teny iditra | fandrasa (rasa) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandrasa ¶ Azo rasaina: Tsy loba fandrasa ny taolana [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fandrasa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] voromahery [Rakotosaona 1975] | |
[Bara] papango [Rakotosaona 1975] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] [Mod. s. from mandrasa (rasa).] A species of long-legged hawk. Scelospizias franciscoe, Sm. Same as firasa. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Anarana siantifika | Scelospizias franciscoe | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |