Entrée | 1 fandriana (andry) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Economie: articles ménagers |
Explications en malgache |
4 Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1] |
Explications en anglais |
5 a bed, bedding. [1.2] 6 a bed [1.7] |
Explications en français |
7 lit [1.8] |
Exemples |
8 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470] 9 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 farafara |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot fandriana |
Article |
18 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 19 fandirana, fandriana, fiandrana |
Mis à jour le 2023/05/23 |