Teny iditra |
fandribaratra
(andry, varatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
[varatra, lightning.] A lightning conductor. |
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986]
paratonnerre |
|
Teny iditra |
fandribaratra
(fandrika, varatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
[Provincial]
a kind of vine with edible fruit.
Vitis microdiptera, Baker.
Same as famakientana (Bets.), and
voakitsonamboa (Prov.).
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Vitis microdiptera |
Mpitovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
fandribaratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Bezanozano, Merina, Tanala]
(de fandrika : piège ; et
varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre.
Notamment :
Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles.
Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées.
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Cyphostemma microdipterum |
|