Teny iditra | fandrika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao hisamborana biby, indrindra ny vorona: Fandri-boalavo ¶ Fitaka atao hamelezana ny hafa ¶ Fitanana mialoha [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a snare, a trap, a gin. Applied also to words used to ensnare any one. [Richardson 1885] | |||
a trap [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | piège [Hallanger 1974] | |||
piège, nasse [SLP 1986] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | vovo | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fandrika io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |