|
|
|
|

Entrée1  fandroritana (roritra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny
4  Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady
5  Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra
6  Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra [1.1]
Explications en français  7  L’action de tirer, l’instrument [1.3#549]
8  traction, étirage [1.13]
Exemples  9  Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470#]

Mis à jour le 2023/01/07