Entrée |
fanebahana
(tebaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana [1.1]
|
Explications en français | L'action de mépriser, la cause [1.3]
|
Exemples |
1 | io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana.
[1.519]
|
2 | Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany.
[2.285]
|
|
|