Teny iditra fanehana (eka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
¶ Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31