Teny iditra |
fanenitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | tétanos [SLP 1986]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
tetanosy ~
tomboka |
|
Teny iditra |
fanenitra
(tenitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka, which latter see. [Richardson 1885]
|
| a wasp [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | guêpe [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | ~ |
Mpanahaka |
kitoka |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fanenitra
(tenitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
fanenitra
(tenitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [Rajemisa 1985]
|
|