Teny iditra | fangao | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Sao, fandrao, andrao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | an old word used for fandrao [1.2] | |
Teny iditra | fangao (fanga) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fangana | |
Fivaditsoratra | fangoa, angafo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |