Teny iditra fangoronana (horona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanodinana hivoromborona: Fangoronana tady
¶ Fandanonana, fakana miaraka: Fangoronana ny lamba nahahy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the act of gathering together and confiscating; the act of rounding up; selfishness [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de ramasser; action de confisquer; la chasse [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31