Teny iditra fanitarana (itatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty
¶ Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra
¶ Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’agrandir, d’élargir, de développer [1.3]
 extension [1.13]
Ohatra 
1atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy. [2.285]
2Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. [2.472]

Fivaditsoratra faritanàna, fatan' arina, fiatranana, añintafara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08