Teny iditra fanito (ito)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manito, manapaka
¶ Azo tapahina [1.1]

Teny iditra fañito
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] outil à séparer les cheveux, en os, sert à tirer les raies sur la tête. (sàvika) Rac. hitsy (?). [1.19]
Mpitovy hevitra fañity ~ faninty

Fivaditsoratra fanoty, fantio, fotina, tinafo, tofina, tonafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20