Entrée 1/2 fanjaitra (zaitra)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao
Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [1.1]

Entrée 2/2 fanjaitra (zaitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
Mitovy hevitra: filo ~ tsaika ~ tsiverianala [1.1]
Explications en anglais A needle [1.2, 1.7]
Explications en français Aiguille [1.8]
Exemples 
1Fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka; [2.69]
2Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332]
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 
Devinettes Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra.

Mis à jour le 2023/05/23