Teny iditra |
fanjakana
(zaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina ¶ Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io ¶ Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. |
| [Hallanger 1973]
government; the administration |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 866]
le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu |
| [Hallanger 1974]
gouvernement; l'administration; règne, royaume |
| [SLP 1986]
état |
Voambolana |
Haiendriteny |
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
| |
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
|
Teny iditra |
fanjakana
(jaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 290]
l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes |
Haiendriteny |
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
| |
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
| |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
Fanjakana
(fanjakana)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -23.5166667, 44.6833333
-22.7, 44.0833333
-21.1833333, 46.8833333
|
Haianarantany | fanjakana |
|