Teny iditra | fanjakanabaroa > fanjakan' i Baroa (zaka, baroa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3] | |
Mpitovy hevitra | fanjakana raban-tsahona | |
![]() |