Teny iditra | fanjakan-dehilahy (zaka, lehy, lahy) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] ny fampirafesana no antsoina amin' izany satria zavatra tsy tantin' ny vehivavy ny mirafy | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fanjakan-dehilahy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |