Teny iditra | fanjava (zava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Bara] vola, teny | |
[Rakotosaona 1975] [Sihanaka] vola | ||
[Rajemisa 1985] Vola | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] riches, money, wealth | |
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Sakalava] ancien nom de la piastre (monnaie d'argent) en pays sakalava. | |
Teny iditra | fanjava (zava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Taimoro] volana (manazava alina) | |
[Rakotosaona 1975] [Bara] volana | ||
[Rajemisa 1985] volana | ||
[SLP 1986] fotoana mitovy amin'ny faharetan'ny fihodinan'ny volana amin'ny tany | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] [Mod. s. from manjava (zava).] The moon | |
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986] mois lunaire | |
Voambolana | Fotoana | |
Teny iditra | fanjava (zava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] [Provincial] a charm or medicine for colic | |
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Mahafaly, Sakalava] Préparation qu'on administre contre les douleurs abdominales et les coliques (voir odi-kibo et odi-mandalo) | |
Voambolana | Fivavahana, finoana ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |