Teny iditra fanjofo (jofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manjofo mikapoka, mamely
¶ Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso tsisy tahotra, miantsambotra midodododo [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] ady [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31