Teny iditra fankaherezana (hery)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana
¶ Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay action de fortifier [Abinal 1888 takila 238]
Ohatra Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31