Teny iditra | fanoloana (solo) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao? ¶ Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause [Abinal 1888 takila 623] | ||||
substitution [SLP 1986] | |||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | fanoloana (oloana) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Izay olona eo anoloana [Rajemisa 1985] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/15 |
![]() |