Teny iditra fanombohana (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
¶ Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 720] L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fanombohana (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby?

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19